|
|
|
|

Teny iditra1 arahaba nieran' ny loza amin' antambo
Singan-teny  2arahaba, 3miera, 4loza, 5amy, 6antambo
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara. [1.1]
Voambolana  9 Teny fanajana
Tovy hevitra  10arahaba tsy maty fo aman' aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11